4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Soraty any - Mamy ROBINSON

SORATY ANY

Tompo ianao efa nanaiky hisolo ny heloko,
Soraty any ! Soraty any ! Soraty any !
Tsy nanafenako ny ratra sy ny feriko !
Soraty any ! Soraty any ! Soraty any !

Ianao no nankinako ny enta-mavesatro
Soraty any ! Soraty any ! Soraty any !
Ianao ry Tompo no ampinga sady heriko
Soraty any ! Soraty any ! Soraty any !


Soraty any ! Soaraty any !
Soraty ho isan’ny mponina an-danitra any
Soraty any ! Soaraty any !
Soraty ho isan’ny mponina an-danitra any

Soaraty amin’ilay Rà izay nalatsakao
Soraty ao amin’ny Bokin’ny fiainana
Soraty any ! soraty any ! soraty any ! Soraty any !
Soraty any ny anarako !

Ianao lay eo an-kavanan’Andriamanitra
Soraty any ! Soraty any ! Soraty any !
Ianao ilay afaka mandidy sy manapaka
Soraty any ! Soraty any ! Soraty any !

_ Mamy ROBINSON_
(Oct 2001)

Partager soraty any

Commenter soraty any

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mamy ROBINSON